Player

pochette.png
Artiste : AMBIANCE
Titre : 1605
msWinamp.pngmsWmp.pngmsReal.pngmsItunes.png
Ouvrir dans une fenêtre

Dédicaces

  • rirama (17/05/12 09:38): Mahagàga ireto mpanao gazety gasy sasany izay manao titre gazety milaza fa: EUROPE contre AGOA ??? Tena toe-tsaina mirefarefa @ ny tany ny toy izany !!! Samy ilain'ny gasy daholo na ny AGOA na ny UE. Ny asa very t@ ny AGOA tsy ho voaverin'ny UE akory !!! Zatra mampiady ny mpanao gazety sasany izay tsy mahasoa ny firenena akory satria manakoronta saim-bahoaka izany !!!
  • rirama (16/05/12 21:25): Tsy mety hendry ny ankolafy ravalomanana ka dia aleo hizaka ny vokany!!! Efa nolazaina hatrin'ny ela fa tsy ilaina no miditra ao. Mahaiza mivoaka haingana satria ho leo anareo ny vahoaka nianadry 3 taona tsisy vokany!!! Vongandity fotsiny !!!
  • rirama (12/05/12 21:33): Tena manao resaka adala koa ireto UCTU ireto ??? Hajanona indray hono ny grevy @ alatsinainy !!! Aza manadala vahoaka ianareo. Rehefa mahazo vola indray ny mpitarika dia mangina !!!
  • rirama (12/05/12 01:42): Tandremo ry UTCS fa tadiavin'i rajoelina hampiadiana @ ny UCTU ianareo. Mpampiady angely kely saina io olona io fa mahaiza misaina ry UTCS !!!
  • rirama (12/05/12 01:08): Mahaiza mihaina ry UCTS fa tsy andraikitrareo ny fitaterana andrenivohitra !!! Tsy misy lalàna miaro anareo @ izany fa aza mety rebireben'i rajoelina @ izany !!! mazava vê !
  • rirama (12/05/12 00:57): Fa iza koa io filohan'ny UCTS io no misolontsolona eo ??? Mazava fa nahazo vola t@ i rajoelina rangaha io !!! Aza mety rebireben'ny olona toan'io filohan'ny UCTS io isika vahoaka !!!
  • rirama (11/05/12 16:52): Ny andrasan'ny Sadec dia ny hampisehoan'ny mpanohitra ny heriny ( vahoaka ) mba hanalàna an'i rajoelina.
  • rirama (10/05/12 20:44): Hajanony any io Sadec io fa misadekadeka fotsiny. Tohizo ny tolona tsy mila Sadec izany. Vitao samy gasy ny tolona fa vita io ê! Mahereza daholo.
  • Piso (10/05/12 16:44): misaotra an'i Liva mpanentana kMFB, tsara be ilay fandaharana
  • rirama (08/05/12 21:32): Ny mahagàga @ ny mpanohitra an'i rajoelina dia ............Maninona no tsy manao fanambarana miaraka izy ireo hidina eny @ kianjan'Anbohijatovo na 13 mai ??? vava no betsaka hatramin'izao fa ny zava-misy dia ... misy miandry seza ao !!!
  • Piso (03/05/12 16:55): Misaotra ny Radio Rindra @ fandaharana rehetra fa ianareo no mba hahenona ny vaovao marina rehetra
  • zah (23/02/12 05:10): mifohaza dia ndao e, fotoana zao!
  • Melody (10/02/12 19:03): Mankahery an'i Tojo Ravalomanana sy ny vadiny.Mivavaka ho anareo sy ny zanakareo izahay, ka hitahy anareo mandrakariva anie ny Tompo Andriamanitra."Minoa fotsiny ihany" izay no fitenin'i Dada tsika.
  • Mbiza (10/02/12 09:31): mba miangavy zay aty ambany volo aty atsimo e aona no tena mba aheno ny olona rehetra ity radio ity tsy maitsy miverina i Dada e tsy amelantsika mbola miandry ny zanakay
  • gona (10/02/12 09:19): zay taraky ny menalamba,zafin'dRainisoagomby dia miantso ireo ampanjaka tonga saina rehetra famanani-bohotra eto @tsika ndray ny frantsay mpanjanaka sy mpanandevo antsika gasy ka iainaga ny kalaza avy aty @nay tsy mataomasomena andripaka iero izahay ireo fat frantsay ireo izahay fa tsy tantinay intsony ka samy mba mananatra ny zanatsika miasa ao @ ny fitandrona ny filaminana mba tsy anoana be fahatany ireo mpanambotry antsika ireo tsy mahalala afa tsy ny ho azy sy mitsetsitra vahoka sy manampimbava ny vahoka nona sady efa tsy mahasoka bava noho ny anoanana fa dia tsy maintsy ho aninay ianareo matavin'ny alahelom-bahoka koa mankahery antsika fa tsy amelanay ireo ratsy miongana refa tsy zay dia ho asesinay ireo fa nga ireo tsy iseo masoandro tsy maitsy ho tandrifin'ny ligne de mir ireo @ andro irey AZA KIVY ISIKA MAHEREZA
  • rajo (22/01/12 06:47): mirary soa ho an'zanak'i dada rehetra sady mankasitraka tamin,ny fiaraha mientana omaly.
  • Melody (21/01/12 15:06): Ho tahian'Andriamanitra ka ho tody soa ilay "Tena Tia Tanindrazana", andrasan'ny Malagasy avy amin'ny lafy valo anio asabotsy 21/01/2012 .
  • Rarainy01 (18/01/12 10:52): Misaotra anareo mpiandraikitra mahafoy fotoana sy harena.Mankahery anareo;tokana ny afatra : "ho ela velona i Mada ,aoka hitsahatra ny fransafrika ary indrindra "ho ela velona Ra8 fa izahay eo akaikiny foana !"
  • zah (17/01/12 20:31): toizo ny tolona e, dia tazony ny fahamarinana fa efa tsy fahita firy intsony eto madagasikara e.
  • Melayu (17/01/12 20:22): Misaotra anareo tia tanindrazana rehetra. Mitohy ny tolona ary tsy mijanona raha tsy i Marc RAVALOMANANA!!!
Envoyer une dédicace